Matio 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hoy i Jesosy taminy: “Sambatra ianao, ry Simona zanak’i Jona, satria tsy olombelona* no nampahafantatra an’izany anao, fa ilay Raiko any an-danitra.+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:17 ia 191; w10 1/1 26 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:17 Fandalinana, Boky 1, Tahafo, p. 191 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2010, p. 26
17 Ary hoy i Jesosy taminy: “Sambatra ianao, ry Simona zanak’i Jona, satria tsy olombelona* no nampahafantatra an’izany anao, fa ilay Raiko any an-danitra.+