Matio 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Notenenin’i Jesosy mafy avy eo ilay demonia ka nivoaka tamin’ilay ankizilahy. Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay ankizilahy.+
18 Notenenin’i Jesosy mafy avy eo ilay demonia ka nivoaka tamin’ilay ankizilahy. Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay ankizilahy.+