Matio 26:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Ny olona nisambotra an’i Jesosy kosa nitondra azy tany amin’i Kaiafa+ mpisoronabe. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy tamin’izay.+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 26:57 jy 286-288; w91 1/2 8; w91 15/2 8; gt toko 119-120 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:57 Jesosy no Lalana, p. 286-288 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1991, p. 81/2/1991, p. 8
57 Ny olona nisambotra an’i Jesosy kosa nitondra azy tany amin’i Kaiafa+ mpisoronabe. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy tamin’izay.+