Marka 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tonga dia fantatr’i Jesosy tany an-tsainy tany anefa ny eritreritr’izy ireo, ka hoy izy taminy: “Nahoana ianareo no mieritreritra an’izany ao am-ponareo?+
8 Tonga dia fantatr’i Jesosy tany an-tsainy tany anefa ny eritreritr’izy ireo, ka hoy izy taminy: “Nahoana ianareo no mieritreritra an’izany ao am-ponareo?+