Marka 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nasainy nankeo aminy izy 12 Lahy, dia tamin’izay izy no nanomboka naniraka azy tsiroaroa.+ Ary nomeny fahefana hamoaka fanahy maloto izy ireo.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:7 gt toko 49 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:7 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1987, p. 8-9
7 Nasainy nankeo aminy izy 12 Lahy, dia tamin’izay izy no nanomboka naniraka azy tsiroaroa.+ Ary nomeny fahefana hamoaka fanahy maloto izy ireo.+