Marka 15:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Dia tonga i Josefa avy any Arimatia. Lehilahy nanan-kaja anisan’ny Filan-kevitry ny Jiosy izy, ary niandry ny Fanjakan’Andriamanitra koa. Nisikina herim-po izy ka nankany amin’i Pilato, dia nangataka ny fatin’i Jesosy.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:43 w17.10 17-19 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:43 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),10/2017, p. 17-19
43 Dia tonga i Josefa avy any Arimatia. Lehilahy nanan-kaja anisan’ny Filan-kevitry ny Jiosy izy, ary niandry ny Fanjakan’Andriamanitra koa. Nisikina herim-po izy ka nankany amin’i Pilato, dia nangataka ny fatin’i Jesosy.+