Lioka 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia namaly azy roa lahy izy hoe: “Mandehana tantarao amin’i Jaona izao hitanareo sy henonareo izao: Lasa mahita ny jamba,+ mandeha ny malemy, voadio ny boka, mandre ny marenina,+ atsangana ny maty, ary itoriana ny vaovao tsara ny mahantra.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:22 jy 96; gt toko 38 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:22 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 96 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/1987, p. 16-17
22 Dia namaly azy roa lahy izy hoe: “Mandehana tantarao amin’i Jaona izao hitanareo sy henonareo izao: Lasa mahita ny jamba,+ mandeha ny malemy, voadio ny boka, mandre ny marenina,+ atsangana ny maty, ary itoriana ny vaovao tsara ny mahantra.+