Lioka 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hoy anefa izy tamin’izy ireo: “Omeo zavatra hohanina ry zareo.”+ Dia hoy ireo: “Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa izahay, raha tsy hoe izahay angaha no handeha hividy sakafo ho an’ireo olona rehetra ireo.”
13 Hoy anefa izy tamin’izy ireo: “Omeo zavatra hohanina ry zareo.”+ Dia hoy ireo: “Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa izahay, raha tsy hoe izahay angaha no handeha hividy sakafo ho an’ireo olona rehetra ireo.”