Lioka 13:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ho tonga avy any atsinanana sy andrefana ary avy any avaratra sy atsimo ny olona, ka haka toerana* eo amin’ny latabatra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra. Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:29 jy 192; gt toko 82; w89 1/3 8 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:29 Jesosy no Lalana, p. 192 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1989, p. 8
29 Ary ho tonga avy any atsinanana sy andrefana ary avy any avaratra sy atsimo ny olona, ka haka toerana* eo amin’ny latabatra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.