Lioka 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Raha miteny anefa isika hoe: ‘Avy amin’ny olona’, dia hitora-bato antsika ny vahoaka rehetra, satria resy lahatra ry zareo fa mpaminany i Jaona.”+
6 Raha miteny anefa isika hoe: ‘Avy amin’ny olona’, dia hitora-bato antsika ny vahoaka rehetra, satria resy lahatra ry zareo fa mpaminany i Jaona.”+