Jaona 4:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Be dia be ny Samaritanina avy ao amin’io tanàna io no lasa nino an’i Jesosy, noho ilay vehivavy nijoro ho vavolombelona ka niteny hoe: “Nolazainy tamiko daholo izay zavatra nataoko.”+
39 Be dia be ny Samaritanina avy ao amin’io tanàna io no lasa nino an’i Jesosy, noho ilay vehivavy nijoro ho vavolombelona ka niteny hoe: “Nolazainy tamiko daholo izay zavatra nataoko.”+