Jaona 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Amin’izay dia hanome voninahitra ny Zanaka ny olona rehetra, toy ny anomezan’izy ireo voninahitra ny Ray. Izay tsy manome voninahitra ny Zanaka, dia tsy manome voninahitra an’ilay Ray naniraka azy.+
23 Amin’izay dia hanome voninahitra ny Zanaka ny olona rehetra, toy ny anomezan’izy ireo voninahitra ny Ray. Izay tsy manome voninahitra ny Zanaka, dia tsy manome voninahitra an’ilay Ray naniraka azy.+