Jaona 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia naka sampana palmie ireo, ka nandeha nitsena azy sady niantsoantso hoe: “Mba vonjeo re e! Hotahina anie ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,*+ dia ilay Mpanjakan’ny Israely!”+ Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:13 Fandalinana, Boky 2,
13 Dia naka sampana palmie ireo, ka nandeha nitsena azy sady niantsoantso hoe: “Mba vonjeo re e! Hotahina anie ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,*+ dia ilay Mpanjakan’ny Israely!”+