Jaona 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia ny fanahin’ny fahamarinana.+ Tsy afaka mahazo azy io izao tontolo izao, satria tsy hitany na fantany izy io.+ Ianareo no mahalala azy io, satria eo aminareo foana izy io sady ao anatinareo. Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:17 jy 275; w92 15/9 15-16; ti 22 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:17 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 275 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/1992, p. 15-16 Trinite, p. 22
17 dia ny fanahin’ny fahamarinana.+ Tsy afaka mahazo azy io izao tontolo izao, satria tsy hitany na fantany izy io.+ Ianareo no mahalala azy io, satria eo aminareo foana izy io sady ao anatinareo.
14:17 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 275 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/1992, p. 15-16 Trinite, p. 22