Jaona 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nitondra andia-miaramila sy mpiambina avy tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo àry i Jodasy, ka tonga tao nitondra fanilo sy jiro ary fiadiana.+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 18:3 jy 284; w91 15/1 8; gt toko 118 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:3 Jesosy no Lalana, p. 284 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/1991, p. 8
3 Nitondra andia-miaramila sy mpiambina avy tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo àry i Jodasy, ka tonga tao nitondra fanilo sy jiro ary fiadiana.+