Jaona 18:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 fa i Petera kosa nijanona tao ivelany, teo am-bavahady.* Nivoaka àry ilay mpianatra fantatry ny mpisoronabe, dia niresaka tamin’ny mpiandry vavahady ka nampiditra an’i Petera. Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 18:16 ba 16; w91 15/2 8 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:16 Boky ho An’ny Rehetra, p. 16 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1991, p. 8
16 fa i Petera kosa nijanona tao ivelany, teo am-bavahady.* Nivoaka àry ilay mpianatra fantatry ny mpisoronabe, dia niresaka tamin’ny mpiandry vavahady ka nampiditra an’i Petera.