15 Rehefa avy nisakafo maraina izy ireo, dia hoy i Jesosy tamin’i Simona Petera: “Simona zanak’i Jaona a, tia ahy mihoatra noho ny itiavanao an’iretsy ve ianao?” Dia hoy izy: “Ie, fantatrao fa miraiki-po aminao aho, Tompo ô!” Hoy i Jesosy: “Fahano àry ny zanak’ondriko.”+