-
Asan’ny Apostoly 12:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Tezitra* tamin’ny mponin’i Tyro sy Sidona i Heroda. Koa nifanaraka izy ireo hoe ho any aminy. Rehefa avy nandresy lahatra an’i Blasto, izay niandraikitra ny ankohonan’ny* mpanjaka, izy ireo, dia nitady fihavanana tamin’ny mpanjaka. Ny tanin’ny mpanjaka mantsy no namatsy sakafo ny firenen’izy ireo.
-