Asan’ny Apostoly 20:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary efa an-dalana ho any Jerosalema aho izao, satria tsy maintsy manaraka ny fitarihan’ny* fanahy masina aho, na dia tsy fantatro aza izay hanjo ahy any, Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 20:22 bt 173; w90 15/9 22 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:22 Torio, p. 173 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/1990, p. 22
22 Ary efa an-dalana ho any Jerosalema aho izao, satria tsy maintsy manaraka ny fitarihan’ny* fanahy masina aho, na dia tsy fantatro aza izay hanjo ahy any,