Asan’ny Apostoly 22:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tonga dia niala teo aminy ireo lehilahy saika hampijalijaly azy mandritra ny famotorana. Ary natahotra ilay mpitari-tafika rehefa fantany fa Romanina izy nefa nasainy nofatorana rojo vy.+ Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:29 Fandalinana, Boky 2,
29 Tonga dia niala teo aminy ireo lehilahy saika hampijalijaly azy mandritra ny famotorana. Ary natahotra ilay mpitari-tafika rehefa fantany fa Romanina izy nefa nasainy nofatorana rojo vy.+