Romanina 13:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny lalàna hoe: “Aza manitsakitsa-bady,+ aza mamono olona,+ aza mangalatra,+ ary aza mitsiriritra”+ sy ny didy hafa rehetra, dia efa voafintina amin’ilay didy hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+
9 Fa ny lalàna hoe: “Aza manitsakitsa-bady,+ aza mamono olona,+ aza mangalatra,+ ary aza mitsiriritra”+ sy ny didy hafa rehetra, dia efa voafintina amin’ilay didy hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+