1 Korintianina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Sa tsy fantatrareo fa hitsara an’izao tontolo izao ny olona masina?+ Koa raha izao tontolo izao aza hotsarainareo, tsy ho hainareo koa ve ny hitsara raharaha tena madinika? 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:2 Fandalinana,
2 Sa tsy fantatrareo fa hitsara an’izao tontolo izao ny olona masina?+ Koa raha izao tontolo izao aza hotsarainareo, tsy ho hainareo koa ve ny hitsara raharaha tena madinika?