2 Korintianina 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa saro-piaro aminareo aho, hoatran’Andriamanitra saro-piaro* aminareo. Izaho mihitsy mantsy no nanolotra anareo ho fofombadin’ny lehilahy iray. Te hanolotra anareo ho virjiny madio ho an’i Kristy+ aho. 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:2 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2,
2 Fa saro-piaro aminareo aho, hoatran’Andriamanitra saro-piaro* aminareo. Izaho mihitsy mantsy no nanolotra anareo ho fofombadin’ny lehilahy iray. Te hanolotra anareo ho virjiny madio ho an’i Kristy+ aho.