Galatianina 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izay mamafy ho an’ny nofony mantsy dia hijinja fahasimbana avy amin’ny fanirian-dratsin’ny nofony. Fa izay mamafy ho an’ny fanahy kosa dia hijinja fiainana mandrakizay avy amin’ny fanahy.+ Galatianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:8 w08 15/8 26; w95 15/6 31 Galatianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:8 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2008, p. 2615/6/1995, p. 3115/9/1988, p. 19-20
8 Izay mamafy ho an’ny nofony mantsy dia hijinja fahasimbana avy amin’ny fanirian-dratsin’ny nofony. Fa izay mamafy ho an’ny fanahy kosa dia hijinja fiainana mandrakizay avy amin’ny fanahy.+