Efesianina 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny nofony no nanafoanany an’ilay nahatonga antsika roa tonta ho mpifahavalo, dia ny Lalàna misy didy maro. Tiany ho lasa olom-baovao iray+ ihany sy hihavana mantsy isika roa tonta, izay samy tafaray aminy. Ephesianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:15 Fandalinana, Boky 1,
15 Ny nofony no nanafoanany an’ilay nahatonga antsika roa tonta ho mpifahavalo, dia ny Lalàna misy didy maro. Tiany ho lasa olom-baovao iray+ ihany sy hihavana mantsy isika roa tonta, izay samy tafaray aminy.