Efesianina 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mivavaka aho mba hampiasa ny hery avy amin’ny fanahiny Andriamanitra, mba hanatanjahana ny fonareo sy ny sainareo,*+ satria tena manan-karena voninahitra izy.
16 Mivavaka aho mba hampiasa ny hery avy amin’ny fanahiny Andriamanitra, mba hanatanjahana ny fonareo sy ny sainareo,*+ satria tena manan-karena voninahitra izy.