Kolosianina 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 noho ilay fanantenana notehirizina ho anareo any an-danitra.+ Efa henonareo ny momba an’io fanantenana io taloha, rehefa notorina taminareo ny fahamarinana, izany hoe ilay vaovao tsara
5 noho ilay fanantenana notehirizina ho anareo any an-danitra.+ Efa henonareo ny momba an’io fanantenana io taloha, rehefa notorina taminareo ny fahamarinana, izany hoe ilay vaovao tsara