1 Tesalonianina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Efa neken’Andriamanitra hoe mendrika ny hanankinana ny fitoriana ny vaovao tsara anefa izahay. Rehefa miteny àry izahay, dia tsy olona no tianay hampifaliana, fa Andriamanitra izay mandinika ny fonay.+ 1 Tesalonianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:4 w24.03 30-31 1 Tesalonianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:4 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),3/2024, p. 30-31
4 Efa neken’Andriamanitra hoe mendrika ny hanankinana ny fitoriana ny vaovao tsara anefa izahay. Rehefa miteny àry izahay, dia tsy olona no tianay hampifaliana, fa Andriamanitra izay mandinika ny fonay.+