-
2 Tesalonianina 1:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Rehefa tonga izy amin’izany andro izany, dia homem-boninahitra miaraka amin’ny olony masina, ka ho gaga be daholo izay maneho finoana rehefa mahita azy. Ho anisan’izy ireny koa ianareo satria nino an’izay notorinay.
-