2 Tesalonianina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mpanohitra izy ary manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe andriamanitra na izay rehetra ivavahana.* Mipetraka ao amin’ny tempolin’Andriamanitra àry izy, sady miseho ho andriamanitra eo imason’ny olona. 2 Tesalonianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:4 w90 1/5 11-14 2 Tesalonianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:4 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1990, p. 11-12, 13-1415/4/1988, p. 12
4 Mpanohitra izy ary manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe andriamanitra na izay rehetra ivavahana.* Mipetraka ao amin’ny tempolin’Andriamanitra àry izy, sady miseho ho andriamanitra eo imason’ny olona.