1 Timoty 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 mpijangajanga,* lehilahy miray amin’ny lehilahy,* mpaka olona an-keriny, mpandainga, mpivadika amin’ny fianianany,* ary ho an’izay manao zavatra hafa mifanohitra amin’ny fampianarana mahasoa.*+ 1 Timoty Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:10 g05 8/7 24
10 mpijangajanga,* lehilahy miray amin’ny lehilahy,* mpaka olona an-keriny, mpandainga, mpivadika amin’ny fianianany,* ary ho an’izay manao zavatra hafa mifanohitra amin’ny fampianarana mahasoa.*+