2 Timoty 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha ny marina, dia henjehina+ ihany koa izay rehetra te hampiseho eo amin’ny fiainany hoe mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy. 2 Timoty Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:12 lff lesona 59; w07 15/8 14 2 Timoty Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:12 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 59 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2007, p. 14
12 Raha ny marina, dia henjehina+ ihany koa izay rehetra te hampiseho eo amin’ny fiainany hoe mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy.