Hebreo 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Zavatra momba ny sakafo sy ny zava-pisotro ary ny fombafomba fisasana*+ samihafa fotsiny ireny. Zavatra notakin’ny lalàna momba ny vatana ireny,+ ary natao nanan-kery mandra-pahatongan’ny fotoana voatondro hanitsiana ny zava-drehetra. Hebreo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:10 w91 15/4 30 Hebreo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:10 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/1991, p. 30
10 Zavatra momba ny sakafo sy ny zava-pisotro ary ny fombafomba fisasana*+ samihafa fotsiny ireny. Zavatra notakin’ny lalàna momba ny vatana ireny,+ ary natao nanan-kery mandra-pahatongan’ny fotoana voatondro hanitsiana ny zava-drehetra.