Jakoba 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Harafesenina tanteraka ny volamenanareo sy ny volafotsinareo, ary hiampanga anareo sy hihinana ny nofonareo ny harafesina aminy. Izay nangoninareo dia ho lasa hoatran’ny afo amin’ny andro farany.+ Jakoba Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:3 w97 15/11 21-22 Jakoba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:3 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1997, p. 21-22
3 Harafesenina tanteraka ny volamenanareo sy ny volafotsinareo, ary hiampanga anareo sy hihinana ny nofonareo ny harafesina aminy. Izay nangoninareo dia ho lasa hoatran’ny afo amin’ny andro farany.+