11 Nanadihady foana izy ireny hoe inona no hitranga ary rahoviana no ho tanteraka izay nolazain’ny fanahy masina momba an’i Kristy.+ Ny fanahy masina tao amin’izy ireny mantsy efa nanambara mialoha fa tsy maintsy hijaly i Kristy+ ary hahazo voninahitra aorian’izany.