1 Petera 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa inona moa ny soa azonareo raha voakapoka ianareo satria nanota ka miaritra an’izany?+ Fa raha miaritra fijaliana kosa ianareo satria manao ny tsara, dia izany no ankasitrahan’Andriamanitra.+ 1 Petera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:20 lff lesona 59 1 Petera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:20 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 59
20 Fa inona moa ny soa azonareo raha voakapoka ianareo satria nanota ka miaritra an’izany?+ Fa raha miaritra fijaliana kosa ianareo satria manao ny tsara, dia izany no ankasitrahan’Andriamanitra.+