-
Apokalypsy 3:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Efa mijoro eto am-baravarana aho izao, ary mandondòna. Raha misy olona maheno ny feoko ka manokatra ny varavarana, dia hiditra ao an-tranony aho ka hiara-misakafo hariva aminy, dia izy koa hiara-mihinana amiko.
-