Apokalypsy 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nampiasainy daholo ny fahefana nananan’ilay bibidia voalohany,+ sady teo imason’izy io ihany. Dia notereny ny tany sy ny mponina eto an-tany mba hivavaka tamin’ilay bibidia voalohany, izay sitrana tamin’ilay ratra saika nahafaty azy.+ Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:12 re 193-194 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:12 Apokalypsy, p. 193-194 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1986, p. 6
12 Ary nampiasainy daholo ny fahefana nananan’ilay bibidia voalohany,+ sady teo imason’izy io ihany. Dia notereny ny tany sy ny mponina eto an-tany mba hivavaka tamin’ilay bibidia voalohany, izay sitrana tamin’ilay ratra saika nahafaty azy.+