Genesisy 34:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hanaiky hiara-monina amintsika izy ireo mba ho firenena iray isika sy ry zareo, raha izao no ataontsika: Tsy maintsy hoforana ny lahy rehetra eto amintsika, toy ny namorana azy ireo.+
22 Hanaiky hiara-monina amintsika izy ireo mba ho firenena iray isika sy ry zareo, raha izao no ataontsika: Tsy maintsy hoforana ny lahy rehetra eto amintsika, toy ny namorana azy ireo.+