Genesisy 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nanao firaisana tamin’ny vadiny indray i Adama. Koa tera-dahy ravehivavy, ka nataony hoe Seta+ ny anarany, satria hoy izy: “Andriamanitra efa nanome ahy zanaka hafa ho solon’i Abela, satria novonoin’i Kaina izy.”+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:25 w09 1/2 13 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:25 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2009, p. 13
25 Ary nanao firaisana tamin’ny vadiny indray i Adama. Koa tera-dahy ravehivavy, ka nataony hoe Seta+ ny anarany, satria hoy izy: “Andriamanitra efa nanome ahy zanaka hafa ho solon’i Abela, satria novonoin’i Kaina izy.”+