Genesisy 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Lahy sy vavy no namoronany azy ireo.+ Taorian’izany, dia nitso-drano azy ireo izy, ary nataony hoe Olombelona+ ny anaran’ireo, tamin’ny andro namoronana azy.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:2 Fandalinana, Boky 1,
2 Lahy sy vavy no namoronany azy ireo.+ Taorian’izany, dia nitso-drano azy ireo izy, ary nataony hoe Olombelona+ ny anaran’ireo, tamin’ny andro namoronana azy.+