Genesisy 39:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Farany, dia nankininy tamin’i Josefa izay rehetra nananany.+ Koa tsy nieritreritra na inona na inona intsony ralehilahy, afa-tsy izay sakafo hohaniny ihany. Ary lasa tsara bika sy tsara tarehy i Josefa. Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 39:6 w14 1/11 13 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 39:6 Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/2014, p. 13
6 Farany, dia nankininy tamin’i Josefa izay rehetra nananany.+ Koa tsy nieritreritra na inona na inona intsony ralehilahy, afa-tsy izay sakafo hohaniny ihany. Ary lasa tsara bika sy tsara tarehy i Josefa.