Genesisy 39:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia nisambotra azy tamin’ny akanjony ravehivavy+ sady niteny hoe: “Avia hanao firaisana amiko!”+ Navelany teo an-tanan-dravehivavy anefa ny akanjony, dia nandositra nivoaka tany ivelany izy.+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 39:12 lff lesona 41; w14 1/11 14 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 39:12 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 41 Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/2014, p. 14
12 dia nisambotra azy tamin’ny akanjony ravehivavy+ sady niteny hoe: “Avia hanao firaisana amiko!”+ Navelany teo an-tanan-dravehivavy anefa ny akanjony, dia nandositra nivoaka tany ivelany izy.+