Genesisy 41:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Dia hoy i Farao tamin’i Josefa: “Koa satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany,+ dia tsy misy malina sy hendry tahaka anao.+
39 Dia hoy i Farao tamin’i Josefa: “Koa satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany,+ dia tsy misy malina sy hendry tahaka anao.+