Genesisy 41:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia nesorin’i Farao ny peratra fanombohan-kase+ teny amin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa, ary nampitafiany lamba rongony tena tsara izy sady nasiany rojo volamena ny vozony.+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 41:42 mrt lahatsoratra 12 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 41:42 Fandalinana, Boky 2,
42 Dia nesorin’i Farao ny peratra fanombohan-kase+ teny amin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa, ary nampitafiany lamba rongony tena tsara izy sady nasiany rojo volamena ny vozony.+