Genesisy 47:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy koa ireo taminy: “Tonga hivahiny eto izahay.+ Any Kanana mantsy tsy misy ahitra hohanin’ny andian’ondrin’ny mpanomponao,+ fa mafy ny mosary any.+ Koa mba avelao hipetraka ao Gosena+ re ny mpanomponao e!”
4 Ary hoy koa ireo taminy: “Tonga hivahiny eto izahay.+ Any Kanana mantsy tsy misy ahitra hohanin’ny andian’ondrin’ny mpanomponao,+ fa mafy ny mosary any.+ Koa mba avelao hipetraka ao Gosena+ re ny mpanomponao e!”