Genesisy 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa niditra tao anatin’ny sambofiara i Noa sy ny vadiny, mbamin’ireo zanany lahy sy ny vadin’izy ireo, talohan’ny nahatongavan’ny safodrano.+
7 Koa niditra tao anatin’ny sambofiara i Noa sy ny vadiny, mbamin’ireo zanany lahy sy ny vadin’izy ireo, talohan’ny nahatongavan’ny safodrano.+