Genesisy 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary niroso ny mpanjakan’i Sodoma, mbamin’ny mpanjakan’i Gomora sy ny mpanjakan’i Adma sy ny mpanjakan’i Zeboima ary ny mpanjakan’i Bela na Zoara, ka nilahatra teo amin’ny Lemaka Ivan’i Sidima,+ mba hiady tamin’izy ireo, Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:8 Fandalinana, Boky 1,
8 Ary niroso ny mpanjakan’i Sodoma, mbamin’ny mpanjakan’i Gomora sy ny mpanjakan’i Adma sy ny mpanjakan’i Zeboima ary ny mpanjakan’i Bela na Zoara, ka nilahatra teo amin’ny Lemaka Ivan’i Sidima,+ mba hiady tamin’izy ireo,