Genesisy 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa hoy i Abrama tamin’ny mpanjakan’i Sodoma: “Manangan-tanana aho ka mianiana+ amin’i Jehovah, ilay Andriamanitra Avo Indrindra, Mpanao ny lanitra sy ny tany,
22 Fa hoy i Abrama tamin’ny mpanjakan’i Sodoma: “Manangan-tanana aho ka mianiana+ amin’i Jehovah, ilay Andriamanitra Avo Indrindra, Mpanao ny lanitra sy ny tany,