Genesisy 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tamin’izay dia nanopy ny masony i Abrahama ka nahita ondrilahy tsy dia lavitra teo, ary voasaringotry ny kirihitrala ny tandrok’ilay ondry. Dia nalain’i Abrahama ilay ondry, ka natolony ho fanatitra dorana ho solon-janany.+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 22:13 w89 1/6 16 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:13 Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/1989, p. 16
13 Tamin’izay dia nanopy ny masony i Abrahama ka nahita ondrilahy tsy dia lavitra teo, ary voasaringotry ny kirihitrala ny tandrok’ilay ondry. Dia nalain’i Abrahama ilay ondry, ka natolony ho fanatitra dorana ho solon-janany.+